TOROLALANA FOHY HO AN’NY MPILATSAKA AN-TSITRAPO OSCAPIEN Ny hoe « Bénévole » dia inona ? « Ny mpilatsaka an-tsitrapo dia ireo izay vonona ny hirotsaka an-tsitrapo, tsy mandray tambiny (karama), hanao hetsika ho fanompoana ny hafa na ny mpiray monina. Ny...
More
TOROLALANA FOHY HO AN’NY MPILATSAKA AN-TSITRAPO OSCAPIEN Ny hoe « Bénévole » dia inona ? « Ny mpilatsaka an-tsitrapo dia ireo izay vonona ny hirotsaka an-tsitrapo, tsy mandray tambiny (karama), hanao hetsika ho fanompoana ny hafa na ny mpiray monina. Ny filatsahana an- tsitrapo dia firotsahan’ny olona iray vonona ny hifanolo-tànana malalaka sy maimaim-poana amin’ny hetsika mitondra tombon-tsoa ho an’ny hafa na ny fiaraha-monina, mihoatra ny fifanampian’ny fianakaviana na ny mpinamana ». Fa nahoana no manangana ilay tambazotran’ny mpifanolo-tànana : « Les amis de l’OSCAPE » ? Ny OSCAPE dia maniry hanangana io tambazotran’ny mpifanolo-tànana io mba hahafahana manambatra ny herin’ny tsirairay ka hitondra fivelarana manokana sy fanabeazana ho an’ny ankizy. Ny fifanampiana sy ny fifampizarana no maotera hanosika antsika hanao zavatra. Irinay fa ho ataonao hanatsarana ny fiainan’ny ankizy marefo ny fahaiza-manao sy ny risi-ponao. Iza ny Réseau OSCAPE ? Nanomboka ny taona 2011 no niasa ny sy
Less